Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Samoela 1:23 Malagasy Bible (MG1865)

Saoly sy Jonatana, izay tiana sady mahate-ho-tia fony fahavelony, dia tsy nosarahina na dia tamin'ny nahafatesany aza; Faingana noho ny voromahery izy ary mahery noho ny liona.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 1

Jereo 2 Samoela 1:23 amin'ny teny manodidina.