Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 9:36 Malagasy Bible (MG1865)

Ary niverina ireo ka nanambara taminy. Ary hoy Jeho: Araka ny tenin'i Jehovah izany, dia ilay nampilazainy an'i Elia Tisbita mpanompony hoe: Ao amin'ny tany Jezirela no hihinanan'ny alika ny nofon'i Jezebela,

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 9

Jereo 2 Mpanjaka 9:36 amin'ny teny manodidina.