Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 9:35 Malagasy Bible (MG1865)

Koa dia lasa ireo handevina azy; nefa tsy nisy tratrany teo afa-tsy ny karan-dohany sy ny tongony ary ny felatanany ihany.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 9

Jereo 2 Mpanjaka 9:35 amin'ny teny manodidina.