Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 9:16 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niakatra teo amin'ny kalesy Jeho ka nankany Jezirela, fa tany no nitoeran'i Jorama. Ary Ahazia, mpanjakan'ny Joda, efa nidina hamangy an'i Jorama.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 9

Jereo 2 Mpanjaka 9:16 amin'ny teny manodidina.