Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 9:15 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa Jorama mpanjaka efa niverina hotsaboina tao Jezirela amin'ny feriny tamin'ny nahavoazan'ny Syriana azy, fony izy niady tamin'i Hazaela, mpanjakan'i Syria), ka dia hoy Jeho; Raha izany ary no sitrakareo, aza avela hisy hiala eto an-tanàna handeha hilaza izany any Jezirela.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 9

Jereo 2 Mpanjaka 9:15 amin'ny teny manodidina.