Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 7:17 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ilay mpanafika malaza izay nitehenan'ny mpanjaka tamin'ny tànany dia notendreny hiambina ny vavahady; ary voahitsaka teo am-bavahady izy, ka dia maty araka izay nolazain'ny lehilahin'Andriamanitra, dia ilay nolazainy, raha nidina tany aminy ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 7

Jereo 2 Mpanjaka 7:17 amin'ny teny manodidina.