Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 7:16 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nivoaka ny olona ka namabo ny tobin'ny Syriana. Koa ny koba tsara toto eran'ny famarana, dia sekely iray monja no vidiny, ary ny vary hordea indroan'ny famarana, dia sekely iray ihany koa ny vidiny, araka ny tenin'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 7

Jereo 2 Mpanjaka 7:16 amin'ny teny manodidina.