Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 5:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony efa novakin'ny mpanjakan'ny Isiraely ny taratasy, dia nandriatra ny fitafiany izy ka nanao hoe: Andriamanitra va aho ka hahafaty na hahavelona, no anirahan'ilehiny atỳ amiko mba hahasitrana olona amin'ny habokany? Koa masìna ianareo, fantaro sy izahao fa mila ady amiko mihitsy izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 5

Jereo 2 Mpanjaka 5:7 amin'ny teny manodidina.