Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 24:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nentiny ho babo ny tao Jerosalema rehetra sy ny mpanapaka rehetra sy ny lehilahy mahery rehetra, dia olona iray alina, mbamin'ny mahay tao-zavatra rehetra sy ny mpanefy koa, ka tsy nisy sisa navelany afa-tsy izay tompon-tany faraidina.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 24

Jereo 2 Mpanjaka 24:14 amin'ny teny manodidina.