Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 24:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary navoakan'i Nebokadnezara avy tao ny rakitra rehetra tao an-tranon'i Jehovah sy tao an-tranon'ny mpanjaka, dia nendahany ny volamena rehetra izay nataon'i Solomona, mpanjakan'ny Isiraely, tao amin'ny tempolin'i Jehovah, araka izay nolazain'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 24

Jereo 2 Mpanjaka 24:13 amin'ny teny manodidina.