Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 22:14 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nandeha Hilkia mpisorona sy Ahikama sy Akbora sy Safana ary Asaia ka nankany amin'i Holda mpaminanivavy, vadin'i Saloma, zanak'i Tikva, zanak'i Harasa, mpitahiry ny fitafiana (fa nitoetra tao amin'ny tanàna ambany tany Jerosalema ravehivavy); dia niresaka taminy izy ireo.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 22

Jereo 2 Mpanjaka 22:14 amin'ny teny manodidina.