Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 22:13 Malagasy Bible (MG1865)

Mandehana ianareo, ka manontania amin'i Jehovah ho ahy sy ny vahoaka mbamin'ny Joda rehetra ny amin'ny tenin'ity boky vao hita ity, fa mafy ny fahatezeran'i Jehovah izay mirehitra amintsika noho ny tsy nihainoan'ny razantsika ny tenin'ity boky ity hanao araka izay rehetra voasoratra ho antsika.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 22

Jereo 2 Mpanjaka 22:13 amin'ny teny manodidina.