Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 21:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny vahoaka namono izay rehetra nikomy tamin'i Amona mpanjaka, dia nampanjaka an'i Josia zanany hisolo azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 21

Jereo 2 Mpanjaka 21:24 amin'ny teny manodidina.