Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 18:19 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy Rabsake tamin'ireo: Andeha, lazao amin'i Hezekia hoe: Izao no lazain'ny mpanjaka lehibe, dia ny mpanjakan'i Asyria: Inona izato itokianao?

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 18

Jereo 2 Mpanjaka 18:19 amin'ny teny manodidina.