Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 18:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony efa niantso ny mpanjaka izy, dia nivoaka ho eo aminy Eliakima, zanak'i Hilkia, izay lehiben'ny tao an-dapa, sy Sebna mpanoratra ary Joa, zanak'i Asafa, mpitadidy ny raharaham-panjakana.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 18

Jereo 2 Mpanjaka 18:18 amin'ny teny manodidina.