Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 17:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny nahatongavan'izany dia noho ny nanotan'ny Zanak'Isiraely tamin'i Jehovah Andriamaniny, Izay nitondra azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta ho afaka tamin'ny tànan'i Farao, mpanjakan'i Egypta, fa natahotra izay andriamani-kafa izy

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 17

Jereo 2 Mpanjaka 17:7 amin'ny teny manodidina.