Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 17:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'ny taona fahasivy nanjakan'i Hosea no nahafahan'ny mpanjakan'i Asyria an'i Samaria, dia nentiny ho babo tany Asyria ny Isiraely ka namponeniny tao Hala sy teo amoron'i Habora (dia ny onin'i Gozana izany) ary teny amin'ny tanànan'ny Mediana.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 17

Jereo 2 Mpanjaka 17:6 amin'ny teny manodidina.