Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 14:2 Malagasy Bible (MG1865)

Dimy amby roa-polo taona izy, fony vao nanjaka, ary sivy amby roa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Joadana, avy any Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 14

Jereo 2 Mpanjaka 14:2 amin'ny teny manodidina.