Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 14:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nalainy avokoa ny volamena sy ny volafotsy rehetra ary ny fanaka rehetra izay hita tao an-tranon'i Jehovah sy tamin'ny rakitry ny tranon'ny mpanjaka mbamin'ny olona natao antoka, ka dia niverina ho any Samaria izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 14

Jereo 2 Mpanjaka 14:14 amin'ny teny manodidina.