Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

2 Mpanjaka 14:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Amazia, mpanjakan'ny Joda, zanak'i Joasy, zanak'i Ahazia, nosamborin'i Joasy, mpanjakan'ny Isiraely tany Beti-semesy; ary dia nankany Jerosalema Joasy, ka nandravany efa-jato hakiho ny màndany hatramin'ny vavahadin'i Efraima ka hatramin'ny vavahady an-jorony.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 14

Jereo 2 Mpanjaka 14:13 amin'ny teny manodidina.