Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 6:48 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny loka azon'ny taranak'i Merary araka ny fokony dia tanàna roa ambini ny folo avy tamin'ny firenen'i Robena sy ny firenen'i Gada ary ny firenen'i Zebolona.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 6

Jereo 1 Tantara 6:48 amin'ny teny manodidina.