Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 6:47 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny an'ny taranak'i Gersona araka ny fokony dia tanàna telo ambin'ny folo tamin'ny firenen'Isakara sy ny firenen'i Asera sy ny firenen'i Naftaly ary ny firenen'i Manase any Basana.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 6

Jereo 1 Tantara 6:47 amin'ny teny manodidina.