Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 29:13 Malagasy Bible (MG1865)

Koa ankehitriny misaotra Anao izahay, ry Andriamanitray ô, sy midera ny anaranao be voninahitra.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 29

Jereo 1 Tantara 29:13 amin'ny teny manodidina.