Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 23:31 Malagasy Bible (MG1865)

ary ny hanatitra ny fanatitra dorana rehetra ho an'i Jehovah na amin'ny Sabata, na amin'ny voaloham-bolana, na amin'ny fotoam-pivavahana hafa dia araka ny isany avy, sy araka ny fanao voatendry hanaovana azy mandrakariva eo anatrehan'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 23

Jereo 1 Tantara 23:31 amin'ny teny manodidina.