Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 23:14 Malagasy Bible (MG1865)

Nefa ny amin'i Mosesy, lehilahin'Andriamanitra, dia nisaina tamin'ny firenen'i Levy ihany ny zanany.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 23

Jereo 1 Tantara 23:14 amin'ny teny manodidina.