Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 23:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ny zanakalahin'i Amrama dia Arona sy Mosesy. Ary Arona natokana ka nohamasinina ho masina indrindra, dia izy sy ny taranany mandrakizay, handoro ditin-kazo manitra eo anatrehan'i Jehovah sy hanao fanompoam-pivavahana ho Azy ary hitso-drano amin'ny anarany mandrakizay.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 23

Jereo 1 Tantara 23:13 amin'ny teny manodidina.