Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 1:33-37 Malagasy Bible (MG1865)

33. Ary ny zanakalahin'i Midiana dia Efaha sy Efera sy Hanoka sy Abida ary Eldaha. Ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Ketora.

34. Ary Abrahama niteraka an'Isaka. Ny zanakalahin'i Isaka dia Esao sy Isiraely.

35. Ny zanakalahin'i Esao dia Elifaza sy Regoela sy Jeosy sy Jalama ary Kora.

36. Ny zanak'i Elifaza dia Temana sy Omara sy Zefo sy Gatama sy Kenaza sy Timna ary Amaleka.

37. Ny zanakalahin'i Regoela dia Nahata sy Zera sy Sama ary Miza.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 1