Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 1:32 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny zanakalahin'i Ketora, vaditsindranon'i Abrahama. Izy no niteraka an'i Zimrama sy Joksana sy Medana sy Midiana sy Jisbaka ary Soaha. Ary ny zanakalahin'i Joksana dia Sheba sy Dedana.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 1

Jereo 1 Tantara 1:32 amin'ny teny manodidina.