Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Tantara 1:21-33 Malagasy Bible (MG1865)

21. sy Hadorama sy Ozala sy Dikla

22. sy Ebala sy Abimaela sy Sheba

23. sy Ofira sy Havila ary Jobaba; ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Joktana.

24. Sema, Arpaksada, Sela,

25. Ebera, Palega, Reo,

26. Seroga, Nahora, Tera,

27. Abrama (dia Abrahama izany).

28. Ny zanakalahin'i Abrahama dia Isaka sy Isimaela.

29. Izao no taranany: Nebaiota, lahimatoan'Isimaela, dia Kedara sy Abdela sy Mibsama

30. sy Misma sy Doma sy Masa sy Hadada sy Tema

31. sy Jetora sy Nafisy ary Kedma. Ireo no zanakalahin'Isimaela.

32. Ary ny zanakalahin'i Ketora, vaditsindranon'i Abrahama. Izy no niteraka an'i Zimrama sy Joksana sy Medana sy Midiana sy Jisbaka ary Soaha. Ary ny zanakalahin'i Joksana dia Sheba sy Dedana.

33. Ary ny zanakalahin'i Midiana dia Efaha sy Efera sy Hanoka sy Abida ary Eldaha. Ireo rehetra ireo no zanakalahin'i Ketora.

Vakio ny toko manontolo 1 Tantara 1