Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 9:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony nidina teo amin'ny faran'ny tanàna izy, dia hoy Samoela tamin'i Saoly: Ampandehano eo alohantsika ny zatovo (dia lasa nandeha izy), fa mijanòna kely ianao hilazako ny tenin'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 9

Jereo 1 Samoela 9:27 amin'ny teny manodidina.