Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 6:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny Levita nampidina ny fiaran'i Jehovah sy ny vata kely izay teo aminy, dia ilay nitoeran'ny fanaka volamena, ka nametraka azy teo ambonin'ny vato lehibe; ary tamin'izany andro izany ny mponina tao Beti-semesy nanatitra fanatitra dorana sy fanatitra hafa alatsa-drà ho an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 6

Jereo 1 Samoela 6:15 amin'ny teny manodidina.