Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 6:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny sariety tonga teo an-tanimbarin'i Josoa Beti-semesita, dia nijanona teo, ary nisy vato lehibe teo; dia namaky ny hazon'ny sariety ny olona ka nanatitra ny ombivavy ho fanatitra dorana ho an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 6

Jereo 1 Samoela 6:14 amin'ny teny manodidina.