Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 4:21 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nataony hoe Ikaboda ny anaran'ny zaza; fa hoy izy: Afaka ny voninahitry ny Isiraely, satria efa lasan-ko babo ny fiaran'Andriamanitra, sady efa maty koa ny rafozany sy ny vadiny.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 4

Jereo 1 Samoela 4:21 amin'ny teny manodidina.