Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 4:20 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa nadiva hiala aina izy, dia niteny ireo vehivavy nitsangana teo anilany ka nanao taminy hoe: Aza matahotra, fa velon-dahy ianao. Fa tsy namaly na nihaino izany izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 4

Jereo 1 Samoela 4:20 amin'ny teny manodidina.