Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 4:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony nilaza ny amin'ny fiaran'Andriamanitra izy, dia lavo nitsilany niala tamin'ny sezany teo anilan'ny vavahady Ely, ka folaka ny vozony, dia maty izy, satria efa antitra sady mavesatra. Ary efa nitsara ny Isiraely efa-polo taona izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 4

Jereo 1 Samoela 4:18 amin'ny teny manodidina.