Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 4:17 Malagasy Bible (MG1865)

Dia namaly ilay nitondra teny ka nanao hoe: Nandositra teo anoloan'ny Filistina ny Isiraely, ka be dia be no maty, ary izy mirahalahy zanakao, Hofinia sy Finehasa, mba maty koa, sady lasan-ko babo ny fiaran'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 4

Jereo 1 Samoela 4:17 amin'ny teny manodidina.