Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 30:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ory indrindra Davida, fa ny olona nifampitaona hitora-bato azy, satria samy nalahelo ny zananilahy sy ny zananivavy ny olona rehetra; fa Davida kosa nampahery ny tenany tamin'i Jehovah Andriamaniny.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 30

Jereo 1 Samoela 30:6 amin'ny teny manodidina.