Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 30:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary voababo koa izy roa vavy vadin'i Davida, dia Ahinoama Jezirelita sy Abigaila, ilay novinadin'i Nabala Karmelita.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 30

Jereo 1 Samoela 30:5 amin'ny teny manodidina.