Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 30:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Davida taminy: An'iza moa ianao, ary avy taiza? Ary hoy izy: Zatovo Egyptiana, mpanompon'ny Amalekita anankiray, aho; ary narian'ny tompoko aho, fa narary afaka omaly.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 30

Jereo 1 Samoela 30:13 amin'ny teny manodidina.