Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 30:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nomeny ampempan'aviavy iray didy sy voaloboka maina roa sampaho izy; ary rehefa nihinana izy, dia nody indray ny ainy; fa hateloan'andro sy hateloan'alina izy tsy nihinan-kanina na nisotro rano.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 30

Jereo 1 Samoela 30:12 amin'ny teny manodidina.