Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 26:7 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tonga tao amin'ny vahoaka Davida sy Abisay nony alina; ary, indro, Saoly nandry ka natory teo anatin'ny sehatra-sariety, ary ny lefony nitsatoka amin'ny tany teo anilan'ny lohany; fa Abnera sy ny vahoaka nandry manodidina azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 26

Jereo 1 Samoela 26:7 amin'ny teny manodidina.