Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 23:14 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Davida nitoetra tany an-efitra tao amin'ny batery fiarovana sy nitoetra tany amin'ny tany havoana tany an-efitr'i Zifa. Ary Saoly nitady azy isan'andro, fa Andriamanitra tsy nanolotra azy ho eo an-tànany.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 23

Jereo 1 Samoela 23:14 amin'ny teny manodidina.