Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 23:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary dia niainga Davida sy ny olony tokony ho enin-jato lahy ka niala tao Keila ary nandeha tamin'izay azony naleha. Ary nolazaina tamin'i Saoly fa efa nandositra niala tao Keila Davida, dia nijanona tsy nandeha izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 23

Jereo 1 Samoela 23:13 amin'ny teny manodidina.