Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 22:8 Malagasy Bible (MG1865)

no dia miray tetika hanohitra ahy ianareo rehetra, ka tsy nisy nanambara tamiko fa ny zanako nanao fanekena tamin'ny zanak'i Jese, ary tsy nisy nalahelo ahy akory ianareo, na nanambara tamiko fa ny zanako efa nanome fo ny mpanompoko ho mpanotrika ahy tahaka ny amin'izao anio izao?

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 22

Jereo 1 Samoela 22:8 amin'ny teny manodidina.