Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 22:7 Malagasy Bible (MG1865)

dia hoy Saoly tamin'ny mpanompony izay teo anoloany: Henoy kely, ry taranak'i Benjamina: Moa ianareo rehetra koa mba homen'ny zanak'i Jese saha sy tanim-boaloboka, ary mba hataony mpifehy arivo sy mpifehy zato ianareo rehetra,

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 22

Jereo 1 Samoela 22:7 amin'ny teny manodidina.