Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 22:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Davida tamin'i Abiatara: Fantatro androtr'iny ihany fa tao Doega Edomita ka hilaza amin'i Saoly tokoa; koa izaho no anton'ny nahafaty ny olona rehetra tamin'ny tarana-drainao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 22

Jereo 1 Samoela 22:22 amin'ny teny manodidina.