Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 20:30 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nirehitra tamin'i Jonatana ny fahatezeran'i Saoly, ka hoy izy taminy: Hianao zanaky ny vehivavy maditra sy mpiodina, moa tsy fantatro va fa mifidy ny zanak'i Jese ianao ho henatrao sy ho henatry ny kibon'ny reninao.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 20

Jereo 1 Samoela 20:30 amin'ny teny manodidina.