Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 20:29 Malagasy Bible (MG1865)

nanao hoe: Masìna ianao, aoka handeha aho, fa izahay mianakavy manao fanatitra any an-tanàna, ka asain'ny rahalahiko mankany aho; koa ankehitriny, raha nahita fitia eo imasonao aho, masìna ianao, aoka handeha aho hamangy ny rahalahiko; ka izany no tsy mba nahatongavany teto amin'ny latabatry ny mpanjaka.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 20

Jereo 1 Samoela 20:29 amin'ny teny manodidina.