Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 20:27 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony tamin'ny andro faharoa dia ny ampitson'ny tsinam-bolana, ka mbola foana ihany ny fipetrahan'i Davida, dia hoy Saoly tamin'i Jonatana zanany: Ahoana no tsy mba nahatongavan'ny zanak'i Jese hihinana omaly sy androany?

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 20

Jereo 1 Samoela 20:27 amin'ny teny manodidina.