Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

1 Samoela 17:52 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny lehilahy amin'ny Isiraely sy ny Joda dia nitsangana ka nanakora sy nanenjika ny Filistina hatrany akaikin'i Gay sy ny vavahadin'i Ekrona; ary izay voa tamin'ny Filistina dia niampatrampatra teny amin'ny lalana mankany Saraima ary hatrany Gata ka hatrany Ekrona.

Vakio ny toko manontolo 1 Samoela 17

Jereo 1 Samoela 17:52 amin'ny teny manodidina.